Nahum 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hotsipazako loto ianao ka hataoko tsinontsinona, eny, hataoko fitalanjonana ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotsipazako loto ianao, sy halàko baràka, sy hataoko fijerin’ny olona ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hataoko mihosim-potaka ianao sy halako baràka ka higagan’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Dia hotsipazako loto ianao Ka hataoko tsinontsinona, Eny, hataoko fitalanjonana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hotsipazako loto ianao ka hataoko tsinontsinona, eny, hataoko fitalanjonana ianao.
malagasy
Dia hotsipazako loto ianao Ka hataoko tsinontsinona, Eny, hataoko fitalanjonana ianao.