Nahum 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Kosita no heriny tsy hita lany torak’izany koa ny Ejiptiana; ny Lidiana sy ny Libiana no mpanampy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Etiôpia no heriny, mbamin’i Ejipta koa, ary be tsy hita isa ireny; i Foty sy ny Libianina no mpanampy anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Etiôpia sy i Ejipta no heriny tsy mety ritra ary ny vahoakan’i Pota sy ny Libianina no mpanampy azy.
Malagasy Bible 1865
Ny Etiopiana sy ny Egyptiana no heriny, Sady tsy hita lany ireny; Ny Lydiana sy ny Libyana no mpanampy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Kosita no heriny tsy hita lany torak’izany koa ny Ejiptiana; ny Lidiana sy ny Libiana no mpanampy azy.
malagasy
Ny Etiopiana sy ny Egyptiana no heriny, Sady tsy hita lany ireny; Ny Lydiana sy ny Libyana no mpanampy azy.[Heb. anao]