Nehemiah 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo dia mpanomponao sy olonao izay navotanao tamin’ny herinao lehibe sy ny tananao mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpanomponao sy vahoakanao, izay navotanao tamin’ny herinao lehibe sy ny tananao mahery izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, mpanomponao sy vahoakanao izahay sady efa navotanao tamin’ny herinao lehibe sy ny fahefànao tsy hay tohaina.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo dia mpanomponao sy olonao, izay navotanao tamin'ny herinao lehibe sy ny tananao mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo dia mpanomponao sy olonao izay navotanao tamin’ny herinao lehibe sy ny tananao mahery.
malagasy
Ary ireo dia mpanomponao sy olonao, izay navotanao tamin'ny herinao lehibe sy ny tananao mahery.Koa mitaraina aminao aho, ry Jehovah ô, mihainoa ny fivavaky ny mpanomponao sy ny fivavaky ny mpanomponao rehetra izay faly amin'ny fahatahorana ny anaranao; ary hambinina anie ny mpanomponao anio, ary aoka hahazo famindram-po eo imason'io lehilahy io aho. Fa mpitondra kapoaky ny mpanjaka aho.