Nehemiah 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tonga i Hanany, iray amin’ny rahalahiko, mbamin’ny lehilahy sasany avy tany Joda. Nanontaniako azy ny amin’ny Jiosy izay sisa afaka tamin’ny fahababoana sy ny amin’i Jerosalema,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia inty tonga i Hananì, anankiray amin’ny rahalahiko, mbamin’ny lehilahy sasany avy tany Jodà. Nanontaniako izy ireo, ny amin’ny Jody efa afaka, dia izay nitsoaka tamin’ny fahababoana, sy ny amin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tonga avy any Joda i Hanany, anankiray amin’ireo rahalahiko, miaraka amina lehilahy vitsivitsy. Nanontaniako azy ny amin’ny Jiosy efa afaka, izany hoe tafaverina avy any an-tsesitany, ary ny amin’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
dia tonga Hanany, anankiray amin'ny rahalahiko, mbamin'ny lehilahy sasany avy tany Joda; ary nanontaniako azy ny amin'ny Jiosy efa afaka, izay sisa tamin'ny fahababoana, ary ny amin'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tonga i Hanany, iray amin’ny rahalahiko, mbamin’ny lehilahy sasany avy tany Joda. Nanontaniako azy ny amin’ny Jiosy* izay sisa afaka tamin’ny fahababoana sy ny amin’i Jerosalema,
malagasy
dia tonga Hanany, anankiray amin'ny rahalahiko, mbamin'ny lehilahy sasany avy tany Joda; ary nanontaniako azy ny amin'ny Jiosy efa afaka, izay sisa tamin'ny fahababoana, ary ny amin'i Jerosalema.