Nehemiah 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nanao izay ratsy indrindra taminao izahay ka tsy nitandrina ny didy, na ny lalàna, na ny fitsipika, izay nandidianao an’i Mosesy mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanao izay ratsy indrindra taminao izahay, fa tsy nitandrina ny didy, ny lalàna amam-pitsipika nandidianao an’i Môizy mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
efa nanao izay ratsy indrindra taminao izahay, ka tsy nitandrina ny didy sy lalàna amam-pitsipika nampitainao tamin’i Mosesy mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Efa nanao izay ratsy indrindra taminao izahay ka tsy nitandrina ny didy, na ny lalàna, na ny fitsipika, izay nandidianao an'i Mosesy mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nanao izay ratsy indrindra taminao izahay ka tsy nitandrina ny didy, na ny lalàna, na ny fitsipika, izay nandidianao an’i Mosesy mpanomponao.
malagasy
Efa nanao izay ratsy indrindra taminao izahay ka tsy nitandrina ny didy, na ny lalàna, na ny fitsipika, izay nandidianao an'i Mosesy mpanomponao.