Nehemiah 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotsarovanao anie ilay teny nandidianao an’i Mosesy mpanomponao hoe: Raha manao izay mahadiso ianareo dia hampiely anareo any amin’ny firenena maro Aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ilay teny nasainao nolazain’i Môizy mpanomponao nataonao hoe: Raha mandika ny didiko ianareo, dia haeliko any amin’ny firenena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ilay teny nasainao nolazain’i Mosesy mpanomponao hoe: «Raha manao izay mahadiso ianareo, dia haeliko any amin’ny firenen-kafa;
Malagasy Bible 1865
Hotsarovanao anie ilay teny nandidianao an'i Mosesy mpanomponao hoe: Raha manao izay mahadiso ianareo, dia hampiely anareo any amin'ny firenena maro Aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotsarovanao anie ilay teny nandidianao an’i Mosesy mpanomponao hoe: Raha manao izay mahadiso ianareo dia hampiely anareo any amin’ny firenena maro Aho;
malagasy
Hotsarovanao anie ilay teny nandidianao an'i Mosesy mpanomponao hoe: Raha manao izay mahadiso ianareo, dia hampiely anareo any amin'ny firenena maro Aho;