Nehemiah 10:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny loholona kosa dia i Parosy, i Pahata-Moaba, i Elama, i Zato, i Bany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Filohan’ny vahoaka: Farosa, Fahat-Moaba, Elama, Zetò, Banỳ,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ary ny loholona kosa dia ry i Parehôsy sy i Pahata-Môaba, i Helama sy i Zatò ary i Banỳ,
Malagasy Bible 1865
Ary ny loholona kosa dia Parosy, Pahata-moaba, Elama, Zato, Bany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny loholona kosa dia i Parosy, i Pahata-Moaba, i Elama, i Zato, i Bany,
malagasy
Ary ny loholona kosa dia Parosy, Pahata-moaba, Elama, Zato, Bany,