Nehemiah 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny nanisy tombo-kase dia i Nehemia governora zanak’i Hakalia, i Zedekia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto izy no nanisy ny tombokaseny avy: i Nehemia, governora zanak’i Helkiasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy ny mpanao sonia: –I Nehemià governora, zanakalahin’i Hakalià. –Ny mpisorona kosa dia ry i Tsedekià,
Malagasy Bible 1865
Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak'i Hakalia, sy Zedekia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny nanisy tombo-kase dia i Nehemia governora zanak’i Hakalia, i Zedekia,
malagasy
Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak'i Hakalia, sy Zedekia,