Nehemiah 10:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona sisa mbamin’ny mpisorona sy ny levita, ny mpiandry varavarana, ny mpihira, ny Netinima ary izay rehetra efa niavaka tamin’ny olona teo an-toerana mba hanaraka ny lalànan’Andriamanitra mbamin’ny vadin’ireo sy ny zanany lahy ary ny zanany vavy, izay rehetra afaka mihaino,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahoaka sisa, ny mpisorona, ny levita, ny mpiandry varavarana, ny mpihira, ny Natineanina, ary izay rehetra nisaraka tamin’ny vahoakan’ny tany, hanaraka ny lalàn’Andriamanitra, mbamin’ny vadin’ireo, ny zanany lahy aman-janany vavy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona sisa, na mpisorona, na levita, na mpiandry varavarana, na mpihira, na mpanampy ny levita, na izay rehetra efa niavaka tamin’ny valovotaka mba hanaraka ny lalànan’Andriamanitra, na ny vadin’ireo, na ny zanany lahy sy vavy, izany hoe izay rehetra efa mahahaino tsara,
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona sisa, dia ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny Netinima, ary izay rehetra efa niavaka tamin'ny tompon-tany hanaraka ny lalàn'Andriamanitra mbamin'ny vadin'ireo sy ny zananilahy ary ny zananivavy, izay rehetra efa nahahaino,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona sisa mbamin’ny mpisorona sy ny levita, ny mpiandry varavarana, ny mpihira, ny Netinima* ary izay rehetra efa niavaka tamin’ny olona teo an-toerana mba hanaraka ny lalànan’Andriamanitra mbamin’ny vadin’ireo sy ny zanany lahy ary ny zanany vavy, izay rehetra afaka mihaino,
malagasy
Ary ny olona sisa, dia ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny Netinima, ary izay rehetra efa niavaka tamin'ny tompon-tany hanaraka ny lalàn'Andriamanitra mbamin'ny vadin'ireo sy ny zananilahy ary ny zananivavy, izay rehetra efa nahahaino,