Nehemiah 10:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy hanome ny zanakay vavy ho vadin’ny tompon-tany, na haka ny zanany vavy ho vadin’ny zanakay lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indrindra fa nanome toky izahay fa tsy hanome ny zanakay vavy ho vadin’ny vahoakan’ny tany, na haka ny zanany vavy ho vadin’ny zanakay lahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy homenay ho vadin’ny valovotaka ny zanakavavinay; ary tsy halainay ho vadin’ny zanakalahinay ny zanakavavin’ireo valovotaka.
Malagasy Bible 1865
ary tsy hanome ny zananivavy ho vadin'ny tompon-tany, na haka ny zananivavy ho vadin'ny zanakai-lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy hanome ny zanakay vavy ho vadin’ny tompon-tany, na haka ny zanany vavy ho vadin’ny zanakay lahy;
malagasy
ary tsy hanome ny zananivavy ho vadin'ny tompon-tany, na haka ny zananivavy ho vadin'ny zanakai-lahy;