Nehemiah 10:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy hividy zavatra amin’ny andro Sabata, na amin’izay andro masina hafa, raha misy entana na vary entin’ny tompon-tany hamidy amin’ny andro Sabata, ary tsy hamboly zavatra amin’ny taona fahafito sady hamoy izay trosa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy hividy na inona na inona amin’ny andro sabata sy ny andro fety amin’ny entam-barotra na zava-pihinana, na inona na inona, raha sendra misy entin’ny vahoakan’ny tany hamidy amin’ny andro sabata; hamela ny tany hijanona tsy ambolena amin’ny taona fahafito, sady hamoy ny trosa rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy vary na entana hafa amidin’ny valovotaka amin’ny andro sabata na amin’ny andro fety, dia tsy hovidinay; ary, isaky ny taona fahafito, dia tsy hambolenay ny tany sady hafoinay ny trosa rehetra.
Malagasy Bible 1865
tsy hividy zavatra amin'ny andro Sabata, na amin'izay andro masina, raha misy entana na vary entin'ny tompon-tany hamidy amin'ny andro Sabata, ary tsy hamboly zavatra amin'ny taona fahafito sady hamoy izay trosa rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy hividy zavatra amin’ny andro Sabata*, na amin’izay andro masina hafa, raha misy entana na vary entin’ny tompon-tany hamidy amin’ny andro Sabata, ary tsy hamboly zavatra amin’ny taona fahafito sady hamoy izay trosa rehetra.
malagasy
tsy hividy zavatra amin'ny andro Sabata, na amin'izay andro masina, raha misy entana na vary entin'ny tompon-tany hamidy amin'ny andro Sabata, ary tsy hamboly zavatra amin'ny taona fahafito sady hamoy izay trosa rehetra.