Nehemiah 10:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao lalàna ho anay koa izahay handoa ny ampahatelon’ny sekela isan-taona hanaovana ny fanompoana momba ny tranon’Andriamanitsika:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataonay didy ho anay ny handoa ampahatelon-tsikla isan-taona, amin’ny momba ny fanompoana ao an-tranon’ny Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataonay lalàna koa ny handoavana ny ampahatelon-tsekela isan-taona hanaovana ny fanompoana momba ny tranon’Andriamanitray:
Malagasy Bible 1865
Ary nanao lalàna ho anay koa izahay handoa ny ampahatelon-tsekely isan-taona hanaovana ny fanompoana momba ny tranon'Andriamanitsika:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao lalàna ho anay koa izahay handoa ny ampahatelon’ny sekela isan-taona hanaovana ny fanompoana momba ny tranon’Andriamanitsika:
malagasy
Ary nanao lalàna ho anay koa izahay handoa ny ampahatelon-tsekely isan-taona hanaovana ny fanompoana momba ny tranon'Andriamanitsika: