Nehemiah 10:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mba hitondranay ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny voaloham-bokatry ny hazo mamoa rehetra ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO isan-taona isan-taona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nametra-teny izahay fa hanatitra ao an-tranon’i Iaveh isan-taona ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny santatry ny voankazo rehetra avy amin’ny hazo mamoa rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan-taona koa no hanateranay ao an-tranon’ny TOMPO ireo voaloham-bokatry ny taninay sy ireo voaloham-bokatry ny hazo rehetra fihinam-boa;
Malagasy Bible 1865
ary mba hitondranay ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny voaloham-bokatry ny hazo mamoa rehetra ho ao an-tranon'i Jehovah isan-taona isan-taona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mba hitondranay ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny voaloham-bokatry ny hazo mamoa rehetra ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO isan-taona isan-taona;
malagasy
ary mba hitondranay ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny voaloham-bokatry ny hazo mamoa rehetra ho ao an-tranon'i Jehovah isan-taona isan-taona;