Nehemiah 10:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny lahimatoanay sy ny voalohan-teraky ny biby fiompinay, araka izay voasoratra ao amin’ny lalàna, ary ny voalohan-teraky ny ombinay sy ny ondry aman’osinay, dia nekenay hoentina ho ao amin’ny tranon’Andriamanitsika, ho an’ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny tranon’Andriamanitsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hitondra ho ao an-tranon’ny Andriamanitsika, amin’ny mpisorona manao ny fanompoana ao an-tranon’ny Andriamanitsika, ny lahy matoanay sy ny voalohan-teraky ny biby fiompinay, araka ny voasoratra ao amin’ny lalàna, ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nekenay hoentina ny lahimatoanay sy ny voalohan-teraky ny biby fiompinay ka harosonay amin’ny mpisorona izay manao ny fanompoana.
Malagasy Bible 1865
ary ny lahimatoanay sy ny voalohan-teraky ny biby fiompinay, araka izay voasoratra ao amin'ny lalàna, ary ny voalohan-teraky ny ombinay sy ny ondry aman'osinay dia nekenay hohentina ho an-tranon'i Jehovah Andriamanitsika, ho an'ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ao an-tranon'Andriamanitsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny lahimatoanay sy ny voalohan-teraky ny biby fiompinay, araka izay voasoratra ao amin’ny lalàna, ary ny voalohan-teraky ny ombinay sy ny ondry aman’osinay, dia nekenay hoentina ho ao amin’ny tranon’Andriamanitsika, ho an’ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ao amin’ny tranon’Andriamanitsika;
malagasy