Nehemiah 11:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avy tamin’ny mpisorona dia i Jedaia, zanak’i Joariba, mbamin’i Jakina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny mpisorona: i Idaiasa zanak’i Joiariba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny mpisorona dia ireto avy: i Jedahià, zanakalahin’i Jôiakima;
Malagasy Bible 1865
Ny avy tamin'ny mpisorona dia Jedaia, zanak'i Joariba, ary Jakina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avy tamin’ny mpisorona dia i Jedaia, zanak’i Joariba, mbamin’i Jakina.
malagasy
Ny avy tamin'ny mpisorona dia Jedaia, zanak'i Joariba, ary Jakina.