Nehemiah 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rahalahin’ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roapolo sy valonjato. I Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pelalia, zanak’i Amzy, zanak’i Zakaria, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny rahalahin’ireo, izay nanao ny raharaha tao an-trano: 822; i Adaiasa zanak’i Jerohama zanak’i Feleliasa zanak’i Amsỳ, zanak’i Zakaria zanak’i Fasora zanak’i Melkiasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa lehilahy 822 iray tarika amin’i Jedahià sy i Seraià, izay mpiasa teo amin’ny fanaovana ny tranon’Andriamanitra; i Hadaià, zanakalahin’i Jerôhama sy zafin’i Pelahià sy zafiafin’i Ametsy sy zafin-dohalik’i Zakarià sy zafin-kitrokelin’i Pasehora ary zafim-paladian’i Malkià,
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahalahin'ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak'i Jerohama, zanak'i Pelalia, zanak'i Amzy, zanak'i Zakaria, zanak'i Pasora, zanak'i Malkia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rahalahin’ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roapolo sy valonjato. I Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pelalia, zanak’i Amzy, zanak’i Zakaria, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia,
malagasy