Nehemiah 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny rahalahiny, izay samy lohan’ny fianakaviana, dia roa amby efapolo sy roanjato; i Amasay, zanak’i Azarela, zanak’i Ahazay, zanak’i Mesilemota, zanak’Imera
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ireo rahalahiny, samy loham-pianakaviana: 242; ary i Amasaì zanak’i Azreela zanak’i Ahazy zanak’i Mosolamota, zanak’i Emera,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa lehilahy 242 iray tarika amin’i Hadaià, izay samy loham-pianakaviana avy; i Hamasay, zanakalahin’i Hazarela sy zafin’i Ahezay sy zafiafin’i Meselemôta ary zafin-dohalik’i Imera,
Malagasy Bible 1865
ary ny rahalahiny, izay samy lohan'ny fianakaviana, dia roa amby efa-polo amby roan-jato; ary Amasay, zanak'i Azarela, zanak'i Ahazay, zanak'i Mesilemota, zanak'Imera,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny rahalahiny, izay samy lohan’ny fianakaviana, dia roa amby efapolo sy roanjato; i Amasay, zanak’i Azarela, zanak’i Ahazay, zanak’i Mesilemota, zanak’Imera
malagasy
ary ny rahalahiny, izay samy lohan'ny fianakaviana, dia roa amby efa-polo amby roan-jato; ary Amasay, zanak'i Azarela, zanak'i Ahazay, zanak'i Mesilemota, zanak'Imera,