Nehemiah 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny rahalahin’ireo, dia lehilahy mahery valo amby roapolo amby zato; i Zabdiela, zanak’i Hagedolima, no mpifehy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny rahalahin’ireo, samy lehilahy mahery: 128. I Zabdiela zanak’i Hagdolima no mpifehy azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa lehilahy tomady 128 iray tarika amin’i Hamasay, ka ny mpifehy azy dia i Zabdiela zanakalahin’i Gedôlima.
Malagasy Bible 1865
mbamin'ny rahalahin'ireo, dia lehilahy mahery valo amby roa-polo amby zato; ary Zabdiela, zanak'i Hagedolima, no mpifehy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny rahalahin’ireo, dia lehilahy mahery valo amby roapolo amby zato; i Zabdiela, zanak’i Hagedolima, no mpifehy azy.
malagasy
mbamin'ny rahalahin'ireo, dia lehilahy mahery valo amby roa-polo amby zato; ary Zabdiela, zanak'i Hagedolima, no mpifehy azy.