Nehemiah 11:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avy tamin’ny levita dia i Semaia, zanak’i Hasoba, zanak’i Azrikama, zanak’i Hasabia, zanak’i Bony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’ny Levita: i Semeiàsa zanak’i Hasoba zanak’i Ezrikama zanak’i Asabiasa zanak’i Bonỳ;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny levita dia ireto avy: i Semahià, zanakalahin’i Hasoba sy zafin’i Hazrikama sy zafiafin’i Hasabià ary zafin-dohalik’i Bony;
Malagasy Bible 1865
Ary ny avy tamin'ny Levita dia Semaia, zanak'i Hasoba, zanak'i Azrikama, zanak'i Hasabia, zanak'i Bony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avy tamin’ny levita dia i Semaia, zanak’i Hasoba, zanak’i Azrikama, zanak’i Hasabia, zanak’i Bony;
malagasy
Ary ny avy tamin'ny Levita dia Semaia, zanak'i Hasoba, zanak'i Azrikama, zanak'i Hasabia, zanak'i Bony;