Nehemiah 11:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Sabetahy sy i Jozabada, avy tamin’ny lehiben’ny levita, no tonian’ny raharaha teo ivelan’ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Sabataỳ sy i Jizabada, anisan’ny lohan’ny Levita, tonian’ny raharaha teo ivelan’ny tranon’Andriamanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Sabetahy sy i Jôzabada, anisan’ny lohandohan’ny levita sady tonian’ny raharaha teo ivelan’ny tranon’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
ary Sabetahy sy Jozabada, avy tamin'ny lohan'ny Levita, no tonian'ny raharaha teo ivelan'ny tranon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Sabetahy sy i Jozabada, avy tamin’ny lehiben’ny levita, no tonian’ny raharaha teo ivelan’ny tranon’Andriamanitra.
malagasy
ary Sabetahy sy Jozabada, avy tamin'ny lohan'ny Levita, no tonian'ny raharaha teo ivelan'ny tranon'Andriamanitra.