Nehemiah 11:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Matania, zanak’i Mika, zanak’i Zabdy, zanak’i Asafa, no mpiventy hira, rehefa natao ny vavaka fisaorana; ary i Bakbokia no nanarakaraka teo amin’ny rahalahiny, izay vao i Abda, zanak’i Samoa, zanak’i Galala, zanak’i Jedotona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Mataniasa zanak’i Mikà zanak’i Zebedey zanak’i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin’ny fivavahana; i Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin’ireo rahalahiny, sy i Abdà zanak’i Samoà zanak’i Galala zanak’i Isditòna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Matanià zanakalahin’i Mikà sy zafin’i Zabdy ary zafiafin’i Asafa ka izy no mpiventy ny hira fiderana amin’ny fotoam-pivavahana; i Bakbokià rahalahin’i Matanià sady mpanampy azy amin’ny hira; ary i Habdà, zanakalahin’i Samoa sy zafin’i Galala ary zafiafin’i Jedotona.
Malagasy Bible 1865
Ary Matania, zanak'i Mika, zanak'i Zabdy, zanak'i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin'ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak'i Samoa, zanak'i Galala, zanak'i Jedotona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Matania, zanak’i Mika, zanak’i Zabdy, zanak’i Asafa, no mpiventy hira, rehefa natao ny vavaka fisaorana; ary i Bakbokia no nanarakaraka teo amin’ny rahalahiny, izay vao i Abda, zanak’i Samoa, zanak’i Galala, zanak’i Jedotona.
malagasy