Nehemiah 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpiandry varavarana dia i Akoba sy i Talmona mbamin’ny rahalahiny izay niambina ny vavahady, roa amby fitopolo amby zato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpiandry varavarana dia i Akoba, i Telmôna, mbamin’ireo rahalahiny, mpiambina ny vavahady: 172.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpiandry varavarana dia i Hakoba sy i Talmôna mbamin’ny namany izay niambina ny vavahady, ka 172 no isany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpiandry varavarana dia Akoba sy Talmona mbamin'ny rahalahiny izay niambina ny vavahady, dia roa amby fito-polo amby zato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpiandry varavarana dia i Akoba sy i Talmona mbamin’ny rahalahiny izay niambina ny vavahady, roa amby fitopolo amby zato.
malagasy
Ary ny mpiandry varavarana dia Akoba sy Talmona mbamin'ny rahalahiny izay niambina ny vavahady, dia roa amby fito-polo amby zato.