Nehemiah 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisaoran’ny olona ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena honina any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisaoran’ny vahoaka izay rehetra nanolo-tena ho azy, honina ao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisaoran’ny vahoaka manokana ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena honina ao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nisaoran'ny olona ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena honina any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisaoran’ny olona ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena honina any Jerosalema.
malagasy
Ary nisaoran'ny olona ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena honina any Jerosalema.