Nehemiah 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisa tamin’ny Israely sy ny mpisorona ary ny levita kosa dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin’ny zarataniny avy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Israely sisa, ny mpisorona ary ny Levita dia tany amin’ny tanànan’i Jodà rehetra, samy tany amin’ny zara taniny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa tamin’ny Israelita sy ny mpisorona ary ny levita dia teny amin’ny tanàna rehetra tao Joda, samy teo amin’ny zarataniny avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sisa tamin'ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita, dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin'ny zara-taniny avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisa tamin’ny Israely sy ny mpisorona ary ny levita kosa dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin’ny zarataniny avy ihany.
malagasy
Ary ny sisa tamin'ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita, dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin'ny zara-taniny avy.