Nehemiah 11:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Netinima kosa dia nonina tany Ofela; ary i Ziha sy i Gispa no lehibeny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Natineanina dia nonina teo amin’ny faritanin’i Ofela: i Sihà sy i Gasfà no nifehy ny Natineanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ireo mpanampy ny levita dia nonina teo amin’ny faritr’i Hôfela, ka i Tsihà sy i Gispà no nifehy azy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Netinima dia nonina tany Ofela; ary Ziha sy Gispa no nifehy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Netinima kosa dia nonina tany Ofela; ary i Ziha sy i Gispa no lehibeny.
malagasy
Fa ny Netinima dia nonina tany Ofela; ary Ziha sy Gispa no nifehy azy.