Nehemiah 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy ny levita tany Jerosalema amin’ny raharaha momba ny tranon’Andriamanitra dia i Ozy, zanak’i Bany, zanak’i Hasabia, zanak’i Matania, zanak’i Mika, isan’ny mpihira, taranak’i Asafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpifehy ny Levita tao Jerosalema, dia i Azỳ zanak’i Banỳ zanak’i Hasabiasa zanak’i Mataniasa zanak’i Mikà, anisan-taranak’i Asafa, ireo mpihira niadidy ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpifehy ny levita tao Jerosalema dia i Hozy, zanakalahin’i Banỳ sy zafin’i Hasabià sy zafiafin’i Matanià ary zafin-dohalik’i Mikà; i Hozy dia anisan’ny tarik’i Asafa, ilay tarika mpihira miadidy ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin'ny raharaha momba ny tranon'Andriamanitra dia Ozy, zanak'i Bany, zanak'i Hasabia, zanak'i Matania, zanak'i Mika, isan'ny mpihira, taranak'i Asafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy ny levita tany Jerosalema amin’ny raharaha momba ny tranon’Andriamanitra dia i Ozy, zanak’i Bany, zanak’i Hasabia, zanak’i Matania, zanak’i Mika, isan’ny mpihira, taranak’i Asafa.
malagasy
Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin'ny raharaha momba ny tranon'Andriamanitra dia Ozy, zanak'i Bany, zanak'i Hasabia, zanak'i Matania, zanak'i Mika, isan'ny mpihira, taranak'i Asafa.