Nehemiah 11:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny didin’ny mpanjaka ny amin’ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isanandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy didin’ny mpanjaka ny amin’izy ireo, sy karama voafetra homena ny mpihira isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy didin’ny mpanjaka ny amin’ireo mpihira ireo, dia ny handraiketana izay anjara asa hataony isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Fa ny didin'ny mpanjaka ny amin'ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isan'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny didin’ny mpanjaka ny amin’ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isanandro.
malagasy
Fa ny didin'ny mpanjaka ny amin'ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isan'andro.