Nehemiah 11:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hazara-Soala ary Bery-Sheba sy ny vohitra miankina aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Hasersoala, i Bersabea, mbamin’ny vohitra momba azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hatsary-Sohaly, i Beera-Seba sy ireo tanàna kely miankina aminy,
Malagasy Bible 1865
sy Hazarasoala ary Beri-sheba sy ny zana-bohiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hazara-Soala ary Bery-Sheba sy ny vohitra miankina aminy,
malagasy
sy Hazarasoala ary Beri-sheba sy ny zana-bohiny,