Nehemiah 11:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tany Ziklaga sy Mekona ary ny vohitra miankina aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Sekelega, i Mokônà, mbamin’ny vohitra momba azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Tsiklaga, i Mekônà sy ireo tanàna kely miankina aminy,
Malagasy Bible 1865
ary tany Ziklaga sy Mekona sy ny zana-bohiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tany Ziklaga sy Mekona ary ny vohitra miankina aminy,
malagasy
ary tany Ziklaga sy Mekona sy ny zana-bohiny,