Nehemiah 11:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zanoa, Adolama ary ny vohitra miankina aminy, tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny vohitra miankina aminy. Nonina hatrany Bery-Sheba ka hatrany amin’ny lohasahan’i Hinoma izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Zanôla, i Odolama, mbamin’ny zana-bohitr’ireo; i Lakisa mbamin’ny tany momba azy, i Azekà mbamin’ny vohitra momba azy. Hatrany Bersabea ka hatrany amin’ny lohasahan’i Enôma no nonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Zanôa, i Hadolama sy ny tanàna mifanila aminy, i Lakîsy sy ny saha manodidina azy, i Hazeka sy ireo tanàna kely miankina aminy. Nonina hatrany Beera-Seba any atsimo ka hatramin’ny lohasahan’i Hinôma any avaratra ireo taranak’i Joda ireo.
Malagasy Bible 1865
sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatram Beri-sheba ka hatramin'ny lohasahan'i Himona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zanoa, Adolama ary ny vohitra miankina aminy, tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny vohitra miankina aminy. Nonina hatrany Bery-Sheba ka hatrany amin’ny lohasahan’i Hinoma izy.
malagasy
sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatram Beri-sheba ka hatramin'ny lohasahan'i Himona izy.