Nehemiah 11:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loda, Ono, lohasahan’ny mpahay taozavatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary Onô, amin’ny lohasahan’ny Mpanao taozavatra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Lôda, i Onao ary ny lohasahan’ny mpahay taozavatra.
Malagasy Bible 1865
sy Loda sy Ono, lohasahan'ny mahay tao-zavatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loda, Ono, lohasahan’ny mpahay taozavatra.
malagasy
sy Loda sy Ono, lohasahan'ny mahay tao-zavatra.Ary tao amin'ny Benjamina nisy Levita, izay isan'ny antokon'ny Joda.