Nehemiah 11:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy levita, izay isan’ny antokon’ny Joda tao amin’ny Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny Levita, izay anisan’ny antokon’i Jodà, dia nisy nitambatra tamin’i Benjamina
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ireo levita, dia nisy ankolafiny tao Joda lasa nankany Benjamîna.
Malagasy Bible 1865
Ary tao amin'ny Benjamina nisy Levita, izay isan'ny antokon'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy levita*, izay isan’ny antokon’ny Joda tao amin’ny Benjamina.
malagasy
Ary tao amin'ny Benjamina nisy Levita, izay isan'ny antokon'ny Joda.