Nehemiah 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany Jerosalema no nonenan’ny sasany tamin’ny taranak’i Joda sy ny taranak’i Benjamina. Ny avy tamin’ny taranak’i Joda dia i Ataia, zanak’i Ozia, zanak’i Zakaria, zanak’i Amaria, zanak’i Sefatia, zanak’i Mahalalila, avy tamin’ny taranak’i Fareza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny niorim-ponenana tao Jerosalema dia ny avy amin’ny taranak’i Jodà sy i Benjamina. Avy amin’ny taranak’i Jodà: i Ataiasa zanak’i Aziama zanak’i Zakaria zanak’i Amariasa zanak’i Safatiasa zanak’i Malaleela, avy amin’ny taranak’i Faresa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa niorim-ponenana tao Jerosalema koa ny olona sasany tamin’ny taranak’i Joda sy i Benjamîna. Tamin’ny taranak’i Joda dia ireto avy: i Hataià, anisan’ny terak’i Peretsa noho izy zanakalahin’i Hozià sy zafin’i Zakarià sy zafiafin’i Amarià sy zafin-dohalik’i Sefatià ary zafin-kitrokelin’i Mahalalela;
Malagasy Bible 1865
Ary tany Jerosalema no nonenan'ny sasany tamin'ny taranak'i Joda sy ny taranak'i Benjamina. Ny avy tamin'ny taranak'i Joda dia Ataia, zanak'i Ozia, zanak'i Zakaria, zanak'i Amaria, zanak'i Sefatia, zanak'i Mahalalila, avy tamin'ny taranak'i Fareza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany Jerosalema no nonenan’ny sasany tamin’ny taranak’i Joda sy ny taranak’i Benjamina. Ny avy tamin’ny taranak’i Joda dia i Ataia, zanak’i Ozia, zanak’i Zakaria, zanak’i Amaria, zanak’i Sefatia, zanak’i Mahalalila, avy tamin’ny taranak’i Fareza;
malagasy