Nehemiah 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Mahaseia, zanak’i Baroka, zanak’i Kola-Hoze, zanak’i Hazaia, zanak’i Adaia, zanak’i Joariba, zanak’i Zakaria, zanak’ilay Silonita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Maasiasa zanak’i Baròka zanak’i Kolozà zanak’i Haziasa zanak’i Adaiasa zanak’i Joiariba zanak’i Zakaria zanak’i Selà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Mahaseià, anisan’ny terak’i Selà noho izy zanakalahin’i Baròka sy zafin’i Kôla-Hôze sy zafiafin’i Hazaià sy zafin-dohalik’i Hadaià sy zafin-kitrokelin’i Jôiariba ary zafim-paladian’i Zakarià.
Malagasy Bible 1865
ary Mahaseia, zanak'i Baroka, zanak'i Kola-hoze, zanak'i Hazaia, zanak'i Adaia, zanak'i Joariba, zanak'i Zakaria, zanak'ilay Silonita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Mahaseia, zanak’i Baroka, zanak’i Kola-Hoze, zanak’i Hazaia, zanak’i Adaia, zanak’i Joariba, zanak’i Zakaria, zanak’ilay Silonita.
malagasy
ary Mahaseia, zanak'i Baroka, zanak'i Kola-hoze, zanak'i Hazaia, zanak'i Adaia, zanak'i Joariba, zanak'i Zakaria, zanak'ilay Silonita.