Nehemiah 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no taranak’i Benjamina: I Salo, zanak’i Mesolama, zanak’i Joeda, zanak’i Pedaia, zanak’i Kolaia, zanak’i Mahaseia, zanak’Itiela, zanak’i Jesaia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no taranak’i Benjamina: i Seloma zanak’i Mosolama zanak’i Joeda zanak’i Fadaiasa zanak’i Kolaiasa zanak’i Maaiasa zanak’i Eteela zanak’i Isaia;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Benjamîna dia ireto avy: i Salò, zanakalahin’i Mesolama sy zafin’i Jôheda sy zafiafin’i Pedaià sy zafin-dohalik’i Kôlaià sy zafin-kitrokelin’i Mahaseià sy zafim-paladian’i Itiela ary zafin-dorian’i Jesahià,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no taranak'i Benjamina: Salo, zanak'i Mesolama, zanak'i Joeda, zanak'i Pedaia, zanak'i Kolaia, zanak'i Mahaseia, zanak'Itiela,zanak'i Jesaia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no taranak’i Benjamina: I Salo, zanak’i Mesolama, zanak’i Joeda, zanak’i Pedaia, zanak’i Kolaia, zanak’i Mahaseia, zanak’Itiela, zanak’i Jesaia;
malagasy
Ary izao no taranak'i Benjamina: Salo, zanak'i Mesolama, zanak'i Joeda, zanak'i Pedaia, zanak'i Kolaia, zanak'i Mahaseia, zanak'Itiela,zanak'i Jesaia;