Nehemiah 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nanarakaraka azy i Gabay sy i Salay; valo amby roapolo sy sivinjato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary manarakaraka azy: i Gebay-Selaỳ: 928 izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbamin’ireo lehilahy olombanona mpiray foko aminy: dia 928 no tontalin’ny Benjaminita.
Malagasy Bible 1865
ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nanarakaraka azy i Gabay sy i Salay; valo amby roapolo sy sivinjato.
malagasy
ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato.