Nehemiah 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Joela, zanak’i Zikry, no mpifehy azy; ary i Joda, zanak’i Senoa, no lefiny teo amin’ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Joela zanak’i Zekri no mpifehy azy; ary i Jodà zanak’i Senoà no lefitry ny komandin’ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôela, zanakalahin’i Zikry, no mpifehy azy; ary i Joda, zanakalahin’i Senaà, no lefitry ny komandin’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Joela, zanak'i Zikry, no mpifehy azy; ary Joda, zanak'i Senoa, no lefitry ny komandin'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Joela, zanak’i Zikry, no mpifehy azy; ary i Joda, zanak’i Senoa, no lefiny teo amin’ny tanàna.
malagasy
Ary Joela, zanak'i Zikry, no mpifehy azy; ary Joda, zanak'i Senoa, no lefitry ny komandin'ny tanàna.