Nehemiah 12:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpisorona sy ny levita izay niara-niakatra tamin’i Zerobabela, zanak’i Sealtiela, sy i Josoa dia i Seraia, i Jeremia, i Ezra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no mpisorona sy Levita niara-niverina tamin’i Zôrôbabela zanak’i Salatiela, sy i Josoe: I Saraiasa, i Jeremia, i Esdrasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no mpisorona sy levita izay niverina avy any an-tsesitany niaraka tamin’i Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela sy niaraka tamin’i Jesoa: I Seraià sy i Jeremià ary i Hezrà,
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona sy ny Levita izay niara-niakatra tamin'i Zerobabela, zanak'i Sealtiela, sy Jesoa dia Seraia, Jeremia, Ezra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpisorona sy ny levita* izay niara-niakatra tamin’i Zerobabela, zanak’i Sealtiela, sy i Josoa dia i Seraia, i Jeremia, i Ezra,
malagasy
Ary ny mpisorona sy ny Levita izay niara-niakatra tamin'i Zerobabela, zanak'i Sealtiela, sy Jesoa dia Seraia, Jeremia, Ezra,