Nehemiah 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Josoa dia niteraka an’i Joiakima; ary i Joiakima dia niteraka an’i Eliasiba; i Eliasiba dia niteraka an’i Joiada;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Josoe niteraka an’i Jôakima, i Jôakima niteraka an’i Eliasiba, i Eliasiba niteraka an’i Joiadà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa no ray niteraka an’i Jôiakima; i Jôiakima no ray niteraka an’i Eliasiba; i Eliasiba no ray niteraka an’i Jôiadà;
Malagasy Bible 1865
Ary Jesoa niteraka an'i Joiakima; ary Joiakima niteraka an'i Eliasiba; ary Eliasiba niteraka an'i Joiada;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Josoa dia niteraka an’i Joiakima; ary i Joiakima dia niteraka an’i Eliasiba; i Eliasiba dia niteraka an’i Joiada;
malagasy
Ary Jesoa niteraka an'i Joiakima; ary Joiakima niteraka an'i Eliasiba; ary Eliasiba niteraka an'i Joiada;