Nehemiah 12:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Joiada dia niteraka an’i Jonatana; ary i Jonatana dia niteraka an’i Jadoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Joiadà niteraka an’i Jonatàna, ary i Jonatàna niteraka an’i Jedoà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jôiadà no ray niteraka an’i Jôhanàna; ary i Jôhanàna no ray niteraka an’i Jadoa.
Malagasy Bible 1865
ary Joiada niteraka an'i Jonatana; ary Jonatana niteraka an'i Jadoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Joiada dia niteraka an’i Jonatana; ary i Jonatana dia niteraka an’i Jadoa.
malagasy
ary Joiada niteraka an'i Jonatana; ary Jonatana niteraka an'i Jadoa.