Nehemiah 12:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’i Ezra dia i Mesolama; ny avy tamin’i Amaria dia i Johanana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Mosolama avy amin’i Esdrasa, i Johanàna avy amin’i Amariasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Mesolama ho an’ny fianakavian’i Hezrà; i Johanàna ho an’ny fianakavian’i Amarià;
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'i Ezra dia Mesolama; ny avy tamin'i Amaria dia Johanana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’i Ezra dia i Mesolama; ny avy tamin’i Amaria dia i Johanana;
malagasy
ny avy tamin'i Ezra dia Mesolama; ny avy tamin'i Amaria dia Johanana;