Nehemiah 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’i Harima dia i Adna; ny avy tamin’i Meraiota dia i Helkay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Ednà avy amin’i Heràma, i Helky avy amin’i Maraiôta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hadnà ho an’ny fianakavian’i Harîma; i Helkay ho an’ny fianakavian’i Meremôta;
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'i Hadma dia Adna; ny avy tamin'i Meraiota dia Helkay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’i Harima dia i Adna; ny avy tamin’i Meraiota dia i Helkay;
malagasy
ny avy tamin'i Hadma dia Adna; ny avy tamin'i Meraiota dia Helkay;