Nehemiah 12:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’Ido dia i Zakaria; ny avy tamin’i Ginetona dia i Mesolama;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Zakaria avy amin’i Adô, i Mosolama avy amin’i Gentona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Zakarià ho an’ny fianakavian’i Hidao; i Mesolama ho an’ny fianakavian’i Ginetôna;
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'Ido dia Zakaria; ny avy tamin'i Ginetona dia Mesolama;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’Ido dia i Zakaria; ny avy tamin’i Ginetona dia i Mesolama;
malagasy
ny avy tamin'Ido dia Zakaria; ny avy tamin'i Ginetona dia Mesolama;