Nehemiah 12:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’i Abia dia i Zikry; ny avy tamin’i Miniamina; ny avy tamin’i Moadia, dia i Piltahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Zekri avy amin’i Abiasa, i Felty avy amin’i Miamìna sy i Moadiasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Zikry ho an’ny fianakavian’i Abià; i... ho an’ny fianakavian’i Miniamina; i Piltahy ho an’ny fianakavian’i Mahadià;
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'i Abia dia Zikry; ny avy tamin'i Miniamina, avy tamin'i Moadia, dia Piltahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’i Abia dia i Zikry; ny avy tamin’i Miniamina; ny avy tamin’i Moadia, dia i Piltahy;
malagasy
ny avy tamin'i Abia dia Zikry; ny avy tamin'i Miniamina, avy tamin'i Moadia, dia Piltahy;