Nehemiah 12:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’i Bilga dia i Samoa; ny avy tamin’i Semaia dia i Jonatana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Samoà avy amin’i Belgà, i Jonatàna avy amin’i Semeiàsa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Samoa ho an’ny fianakavian’i Bilgà; i Jônatàna ho an’ny fianakavian’i Semahià;
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'i Bilga dia Samoa; ny avy tamin'i Semaia dia Jonatana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’i Bilga dia i Samoa; ny avy tamin’i Semaia dia i Jonatana;
malagasy
ny avy tamin'i Bilga dia Samoa; ny avy tamin'i Semaia dia Jonatana;