Nehemiah 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’i Hilkia dia i Hasabia; ary ny avy tamin’i Jedaia dia i Netanela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Hasabiasa, avy amin’i Helkiasa, i Natanaely avy amin’i Idaiasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hasabià ho an’ny fianakavian’i Hilkià; i Natanaela ho an’ny fianakavian’i Jedahià.
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'i Hilkia dia Hasabia; ny avy tamin'i Jedaia dia Netanela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’i Hilkia dia i Hasabia; ary ny avy tamin’i Jedaia dia i Netanela.
malagasy
ny avy tamin'i Hilkia dia Hasabia; ny avy tamin'i Jedaia dia Netanela.