Nehemiah 12:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andron’i Eliasiba, i Joiada, i Johanana ary i Jadoa dia voasoratra ho lohan’ny fianakaviany ny levita; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin’ny nanjakan’i Dariosy persiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andron’i Eliasiba, i Jôiadà, i Johanàna, ary i Jedoà, dia voasoratra avokoa ny Levita loham-pianakaviana sy ny mpisorona, tamin’ny nanjakan’i Dariosa ilay Persa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro naha mpisorombe an’i Eliasiba sy i Jôiadà ary i Jôhanàna sy i Jadoa, dia natao an-tsoratra ny levita izay loham-pianakaviana; ary toy izany koa ny mpisorona, ka nitohy hatramin’ny nanjakàn’i Dariôsa amperôran’i Persia izany.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andron'i Eliasiba sy Joiada sy Johanana ary Jadoa ny Levita dia voasoratra ho lohan'ny fianakaviany; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin'ny nanjakan'i Dariosy Persiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andron’i Eliasiba, i Joiada, i Johanana ary i Jadoa dia voasoratra ho lohan’ny fianakaviany ny levita; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin’ny nanjakan’i Dariosy persiana.
malagasy
Tamin'ny andron'i Eliasiba sy Joiada sy Johanana ary Jadoa ny Levita dia voasoratra ho lohan'ny fianakaviany; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin'ny nanjakan'i Dariosy Persiana.