Nehemiah 12:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Levy, lohan’ny fianakaviana, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantara hatramin’ny andron’i Johanana, zanak’i Eliasiba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voasoratra ao amin’ny boky tantara, ny tantaran’i Levì, loham-pianakaviana, hatramin’ny andron’i Johanàna, zanak’i Eliasiba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny levita loham-pianakaviana dia natao an-tsoratra tanatin’ny boky firaketana ny zava-nitranga lehibe; saingy niafara tamin’ny andron’i Johanàna zafin’i Eliasiba izany.
Malagasy Bible 1865
Ny taranak'i Levy, lohan'ny fianakaviana, dia voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantara hatramin'ny andron'i Johanana, zanak'i Eliasiba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Levy, lohan’ny fianakaviana, dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantara hatramin’ny andron’i Johanana, zanak’i Eliasiba.
malagasy
Ny taranak'i Levy, lohan'ny fianakaviana, dia voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantara hatramin'ny andron'i Johanana, zanak'i Eliasiba.