Nehemiah 12:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Matania, i Bakbokia, i Obadia, i Mesolama, i Talmona sy i Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana teo amin’ny trano fitahirizan-drakitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpiandry varavarana, niambina teo amin’ny tokonam-bavahady kosa, dia i Mataniasa, i Bekbekiasa, i Abdiasa, i Mosolama, i Telmôna, ary i Akoba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpiandry varavarana kosa dia ry i Matanià sy i Bakbokià, i Hôbadià sy i Mesolama, ary i Talmôna sy i Hakoba; andraikiny koa ny fiambenana ireo trano fitobian’entana teo akaikin’ny vavahadin’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona sy Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana amin'ny trano firaketana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Matania, i Bakbokia, i Obadia, i Mesolama, i Talmona sy i Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana teo amin’ny trano fitahirizan-drakitra.
malagasy
Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona sy Akoba no mpiandry varavarana ka nitandrina ny fiambenana amin'ny trano firaketana.