Nehemiah 12:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no tamin’ny andron’i Joiakima, zanak’i Josoa, zanak’i Jozadaka, sy tamin’ny andron’i Nehemia governora sy i Ezra mpisorona sady mpanoradalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo izy no tamin’ny andron’i Jôakima, zanak’i Josedeka sy i Nehemia governora, ary i Esdrasa mpisorona sy mpanora-dalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no nisahana izany asa izany tamin’ny andron’i Jôiakima zanakalahin’i Jesoa sy zafin’i Jôtsadàka, ary tamin’ny andron’i Nehemià governora sy i Hezrà mpisorona sady mpahay lalàna.
Malagasy Bible 1865
Ireo no tamin'ny andron'i Joiakima, zanak'i Jesoa, zanak'i Jozadaka, sy tamin'ny andron'i Nehemia governora sy Ezra mpisorona sady mpanora-dalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no tamin’ny andron’i Joiakima, zanak’i Josoa, zanak’i Jozadaka, sy tamin’ny andron’i Nehemia governora sy i Ezra mpisorona sady mpanoradalàna.
malagasy
Ireo no tamin'ny andron'i Joiakima, zanak'i Jesoa, zanak'i Jozadaka, sy tamin'ny andron'i Nehemia governora sy Ezra mpisorona sady mpanora-dalàna.